Overblog Tous les blogs Top blogs Emploi, Enseignement & Etudes Tous les blogs Emploi, Enseignement & Etudes
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
MALAGASY MIANATRA TENY VAHINY

Ny fianarana sy fampianarana teny vahiny eto Madagasikara

Publicité

Top articles

  • FINIAVANA TENA MANAITRA

    28 juin 2021

    Miarahaba antsika rehetra samy tratry ny Asaramanitra na dia efa somary dila kely aza izany. Sendra namadibadika pejy tato amin'ny Aterineto aho no sendra ity pejy iray ity izay homeko anareo ery ambany ery ny rohy mankao aminy. Nanaitra ahy ny fomba...

  • FANOMBOHAN-DRESAKA

    12 juin 2021

    Miarahaba antsika rehetra ! Satria olona tia mianatra tenim-pirenena aho, na dia tsy mahafehy afa-tsy roa na telo fotsiny aloha hatreto (teny frantsay, teny Esperanto ary sombintsombiny amin'ny teny anglisy) dia nanao ity blog ity aho mba hifampizarana...

  • AZA MIANDRY ELA INTSONY

    06 mai 2024

    Miarahaba ny mpanaraka ity blog ity indray ny tenako. Marina fa mbola vitsy mpahalala ny teny Esperanto saingy tsy tokony ho sakana amin'ny fianarana azy izany satria araka ny tombana nataona mpikaroka dia eo amin'ny 2 tapitrisa eo no isan'ny olona mianatra,...

  • TENY ESPANIOLA NITARIKA HO ANY AMIN'NY TENY ESPERANTO

    24 juillet 2021

    Salama daholo o ! Manahirana tokoa ny mianatra teny vahiny raha ny eto amintsika no lazaina. Fony mbola tany amin’ny lycée dia safidy telo no azo natao (asa raha mbola toy izany izao ?) momba ny teny vahiny nosokajiana hoe « Langue Vivante 2 » : teny...

  • TIAN'NY TANORA ITY TENY ESPERANTO ITY

    20 février 2024

    Hatramin'izay niainako ny fampiasana ny teny Esperanto izay (1986) dia isan'ny nahafinaritra ahy indrindra ny fanatrehana ilay Seminera momba ny fampianarana teny Esperanto natao teny amin'ny MAMRE teny Sabotsy Namehana tamin'ny 4-5-6 Janoary 2024 teo....

  • SEMINERA KRISTIANA HO AN'NY ESPERANTISTA MALAGASY

    29 février 2024

    Sambany mba hikarakara Seminera kristiana ho an'ny esperantista malagasy isika ka hatao eny amin'ny MAMRE eny Sabotsy Namehana izany ny Alakamisy faha-7 ka hatramin'ny Asabotsy faha-9 n'ny volana Martsa 2024. Efa fomba mahazatra izany kristiana esperantista...

  • MAMPIASA NY TENY ESPERANTO I TATIANA

    04 décembre 2024

    Tovovavy malagasy i Tatiana, mpikambana ao amin'ny Itaosy Esperanto-Klubo efa hatramin'ny taona 2019 ary mahafehy ny teny Esperanto. Isan'ireo nandray anjara tamin'ny Congrès universel natao voalohany taty Afrika izy ka nihazo an'ny Arusha (Tanzania)...

  • AMPIASAO ILAY TENY NIANARANAO

    29 janvier 2025

    Mbola tsy tara angamba aho raha miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2025 ity. Isan'ny zava-baovao malaza amin'izao ny fampiasana ny Starlink eto amintsika. Tokony hitondra rivo-baovao eo amin'ny sehatry ny serasera izany. Ho antsika...

  • MILA MIANATRA TENY VAHINY ISIKA

    07 juillet 2021

    Dia mbola tohizako kely ihany ny resaka momba ilay Malagasy-vazaha (satria teraka tany Frantsa izy) izay maniry fatratra ny hifehy ny teny malagasy ary miezaka mianatra teny malagasy. Tokony mba hanokatra ny masontsika eto an-toerana ny zavatra toy izany...